You are here: home > Tononkira > Tvbroadcasting

Ny tantaran'i Jesosy (Tvbroadcasting)

https://tononkira.serasera.org/hira/tvbroadcasting/ny-tantarani-jesosy

Aleo tantaraiko anao:
Jesosy efa talohan'ny masoandro,
noforonin'ny Ray.
Dia nasainy ho ety an-tany
hanasitrana sy hanao fahagagana,
izay hataony amin'ny hoavy.
Nomeny mba ho antsika 'zany ainy.

Dia nankato,tsy nivadika hatrizay.
Nafoiny hatramin'ny ainy.
Mpanjakan'ny mpanjaka izay
tena tia anttononkira.serasera.orgsika...
hanova ny Tany ho Paradisa.

Any an-danitra izy 'zao,
fa mpanjaka izy ary hitohy ny fanjakany
dia ho tonga eto an-tany.
Fiadanana no hanjaka haneran-tany.

Tia nankato,tsy nivadika hatrizay.
Nafoiny hatramin'ny ainy.
Raha hendry ianao dia ho azonao
'lay andrasan-tsika.
Handova ny tany Paradisa

JW.ORG/Music 2017

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tvbroadcasting
Mpamaky : 77
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : raniNi1
Tamin'ny : 02/12/2019 17:30:06
ID : 12246

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo