Manomeza voninahitra an’i Jehovah (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa an’i Jehovah ‘nie ‘zao rehetra izao
Tsy misy tsy hananany intsony.
Inona izao no azoko atolotra azy
‘zay mba tena hampifaly ny fony?
Raha izaho no hifidy dia izay sarobidy
‘meko amin’ny fo...
Ref: Omeko anao Jehovah izay rehetra azoko omena
Ny fiainako Jehovah omeko tsy terena.
tononkira.serasera.org Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
wkvkmaeo Ho anao ‘rery ihany.
Ianao tena tia, sady miahy isan’andro.
Ary sambatra aho manana Anao.
Izay azoko atao dia isaorako Anao,
foiko Anao izay hananako izao.
Eny ,izaho no hifidy ka izay sarobidy
omeko amin’ny fo...
Ref : Omeko anao Jehovah izay rehetra azoko omena
Ny fiainako Jehovah omeko tsy terena
pvezzixq Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
xlrvtli Ho anao ‘rery ihany.
Tsy misy tsy hananany intsony.
Inona izao no azoko atolotra azy
‘zay mba tena hampifaly ny fony?
Raha izaho no hifidy dia izay sarobidy
‘meko amin’ny fo...
Ref: Omeko anao Jehovah izay rehetra azoko omena
Ny fiainako Jehovah omeko tsy terena.
tononkira.serasera.org Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
wkvkmaeo Ho anao ‘rery ihany.
Ianao tena tia, sady miahy isan’andro.
Ary sambatra aho manana Anao.
Izay azoko atao dia isaorako Anao,
foiko Anao izay hananako izao.
Eny ,izaho no hifidy ka izay sarobidy
omeko amin’ny fo...
Ref : Omeko anao Jehovah izay rehetra azoko omena
Ny fiainako Jehovah omeko tsy terena
pvezzixq Fa sarobidy izany,ka tiako ho anao.
xlrvtli Ho anao ‘rery ihany.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1029
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 27/05/2019 11:54
