Voady Masina (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andro iray toa zato anio
Ho an’ireto nifanaiky hifankatia
Tompo ô! Tantano sy vimbino ny fiainany
Amin’ny làlana rehetra dbmllbmg mbola ho diaviny

Réf: Voninahitra nkicil ho Anao Ray
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria

2- Hianao ry Ray no nampiray
Hianao no nahatonga ireto nifandray
Hianao yzqjvt no nanakambana ny fitiavany
Sy mpitantana ny ho avin’ny fiainany

Réf: Voninahitra ho Anao Ray
Hatramin’izao ka tononkira.serasera.org ho mandrakizay
Ny voady izay natao tety
Dia ho voady masina ho doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Vangy : 2144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 08/08/2017 20:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314