NY MIARAKA AMINAO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Efa ela izay nitady ahy qvvh Ianao
Tsy navelanao ho very amin’izao
Na nanao ny adalana
Na dia be tononkira.serasera.org ny fahotana
Tena tia tokoa rpzdscpa Ianao Jesoa
Réf: Nitantana sy nihazona ahy
Tamin’ny tànanao
Nivimbina ka dia nitahy
Tsy mba manary Ianao
Isaorana mandrakariva
Na ny hita na izay tsy hita
Fa ny miaraka Aminao
Maharesy lahatra ahy
Ny jwfic miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy Jesoa
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy
2-Fa ny teninao manoro ahy izao
Teny manome rivo-baovao
Mankahery koa hatrany
Na mirotsaka tomany
Ka ny aloka hisava
Tsy navelanao ho very amin’izao
Na nanao ny adalana
Na dia be tononkira.serasera.org ny fahotana
Tena tia tokoa rpzdscpa Ianao Jesoa
Réf: Nitantana sy nihazona ahy
Tamin’ny tànanao
Nivimbina ka dia nitahy
Tsy mba manary Ianao
Isaorana mandrakariva
Na ny hita na izay tsy hita
Fa ny miaraka Aminao
Maharesy lahatra ahy
Ny jwfic miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy Jesoa
Ny miaraka Aminao
Mandresy lahatra ahy
2-Fa ny teninao manoro ahy izao
Teny manome rivo-baovao
Mankahery koa hatrany
Na mirotsaka tomany
Ka ny aloka hisava
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 22/12/2021 21:28
