NY TANY IZAY DIAVINAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany izay hfbadrou diavinay Jesosy ô
Dia tany maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza tononkira.serasera.org re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny brfz haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
xhujbkx
Dia tany maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza tononkira.serasera.org re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny brfz haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
xhujbkx
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1302
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:10
