NY FITIAVANAO RY JESO Ô ! (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/ny-fitiavanao-ry-jeso-

Ny fitiavanao ry Jeso ô!
Fitiavana tapitr'ohatra
Aina nomena hisolo ny olona
Ny ranao soa nanadio anay
Feno hazavana ny fonay izao
Noho ny avotra vitanao
Tsy ho hadino anie ry Ray ô!
Ny FitiavTsiky dia ampyanao anay.

Ny fitiavanao ry Jeso ô!
Fitiavana tonga lafatra
Efa nijaly tsy meloka'Ianao Jeso
Maty Hianao mba ho solonay
Raiso Jeso fa omenay Anao
Ny tena sy fo, fanahinay
Diovy Jeso mba ho mendrika
Ny Famonjena vitanao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 9
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 01/02/2020 08:41:41
ID : 12501

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo