NY FITIAVANAO RY JESO Ô ! (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao ry Jeso ô!
Fitiavana tapitr'ohatra
Aina nomena hisolo ny olona
Ny ranao soa nanadio anay
Feno xwgmib hazavana ny fonay izao
Noho ny avotra vitanao
Tsy ho hadino uansf anie ry Ray ô!
Ny Fitiavanao anay.
Ny fitiavanao ry Jeso mailvdg ô!
Fitiavana tononkira.serasera.org tonga lafatra
Efa nijaly tsy meloka'Ianao Jeso
Maty Hianao mba ho solonay
Raiso Jeso fa omenay Anao
Ny tena sy fo, fanahinay
Diovy Jeso mba ho mendrika
Ny Famonjena vitanao
Fitiavana tapitr'ohatra
Aina nomena hisolo ny olona
Ny ranao soa nanadio anay
Feno xwgmib hazavana ny fonay izao
Noho ny avotra vitanao
Tsy ho hadino uansf anie ry Ray ô!
Ny Fitiavanao anay.
Ny fitiavanao ry Jeso mailvdg ô!
Fitiavana tononkira.serasera.org tonga lafatra
Efa nijaly tsy meloka'Ianao Jeso
Maty Hianao mba ho solonay
Raiso Jeso fa omenay Anao
Ny tena sy fo, fanahinay
Diovy Jeso mba ho mendrika
Ny Famonjena vitanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 887
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 01/02/2020 08:41
