NY FITIAVANAO RY JESO Ô ! (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao ry tononkira.serasera.org Jeso ô!
Fitiavana tapitr'ohatra
Aina nomena hisolo ny olona
Ny ranao soa nanadio anay
Feno hazavana ny fonay izao
Noho ny avotra vitanao
Tsy ho hadino tdfrq anie ry Ray ô!
Ny Fitiavanao anay.

Ny fitiavanao ry Jeso ô!
Fitiavana tonga lafatra
Efa nijaly tsy meloka'Ianao snyqiu Jeso
Maty Hianao mba ho solonay
Raiso Jeso pkajf fa omenay Anao
Ny tena sy fo, fanahinay
Diovy Jeso mba ho mendrika
Ny Famonjena vitanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Visites : 889
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 01/02/2020 08:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362