MISASAKALIM-PAMONJENA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/misasakalim-pamonjena

Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana

Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana

Imanoela, Ilay Mesia no indro tonga ety an-tany
Ilay voalazan'Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona
Ka mifalia sy mihibia
fa famonjena ho antsika Izy
IlayTsiky dia ampy voalazan'Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona

Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana

Ireo anjely feno hazavana
No nampiely ny filazana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
'Zay teny tonga nofo velona
Ka asandrato hanakoako
Ny fihobiana sy fiderana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
izayteny tonga nofo velona

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 84
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 03/02/2020 18:14:57
ID : 12538

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo