MISASAKALIM-PAMONJENA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Misasakalim-pamonjena pzfdauh anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Imanoela, Ilay Mesia no indro tononkira.serasera.org tonga ety an-tany
Ilay voalazan'Isaia nxipu fahizay
No teny tonga nofo velona
Ka mifalia sy mihibia
fa famonjena ho zoxizp antsika Izy
Ilay voalazan'Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona
Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Ireo anjely feno hazavana
No nampiely ny filazana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
'Zay teny tonga nofo velona
Ka asandrato hanakoako
Ny fihobiana sy fiderana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
izayteny tonga nofo velona
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Misasakalim-pamonjena pzfdauh anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Imanoela, Ilay Mesia no indro tononkira.serasera.org tonga ety an-tany
Ilay voalazan'Isaia nxipu fahizay
No teny tonga nofo velona
Ka mifalia sy mihibia
fa famonjena ho zoxizp antsika Izy
Ilay voalazan'Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona
Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Ireo anjely feno hazavana
No nampiely ny filazana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
'Zay teny tonga nofo velona
Ka asandrato hanakoako
Ny fihobiana sy fiderana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
izayteny tonga nofo velona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1340
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14
