MISASAKALIM-PAMONJENA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Imanoela, Ilay Mesia no indro lmugsf tonga ety an-tany
Ilay voalazan'Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona
Ka mifalia tononkira.serasera.org sy mihibia
fa famonjena ho antsika Izy
Ilay voalazan'Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona
Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia foldfqcg Haleloia Hosana
Ireo anjely feno hazavana
No nampiely ny filazana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
'Zay teny tonga nofo velona
Ka asandrato hanakoako
Ny rtkv fihobiana sy fiderana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
izayteny tonga nofo velona
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia Haleloia Hosana
Imanoela, Ilay Mesia no indro lmugsf tonga ety an-tany
Ilay voalazan'Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona
Ka mifalia tononkira.serasera.org sy mihibia
fa famonjena ho antsika Izy
Ilay voalazan'Isaia fahizay
No teny tonga nofo velona
Misasakalim-pamonjena anio
Misasakalim-pamonjena anio
Haleloia foldfqcg Haleloia Hosana
Ireo anjely feno hazavana
No nampiely ny filazana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
'Zay teny tonga nofo velona
Ka asandrato hanakoako
Ny rtkv fihobiana sy fiderana
Teraka ho antsika Ilay Mesia
izayteny tonga nofo velona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1395
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14
