MASINA IANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina tokoa Ianao Tompo Tsitoha
Masina tokoa Ianao
Masina Ianao ka hatramin’ny taloha sy ny ankehitriny
Masina Ianao masina Ianao Tompo Tsitoha ô
Ny voninahitrao manerana mzbjhln ny tany sy ny lanitra
Laza sy hery ho Anao mandrakizay (x2)
Midera Anao ny olonao sy misaotra Anao mandrakizay
Mandrakizay hidera Anao ny olonao qpwv sy misaotra
Sy misaotra Anao mandrakizay
Masina Ianao tononkira.serasera.org (x2) tompo tsitoha ô
Ny voninahitrao maneran’ny tany sy ny lanitra
Laza hery ho Anao mandrakizay
(Laza sy) hery mandrakizay midera Anao ny olonao
Sy misaotra Anao mandrakizay (mandrakizay)
Hidera bxcobfy Anao ny olonao sy misaotra Anao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:11