LEHIBE NY FAHATOKIANA AN'ANDRIAMANITRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/lehibe-ny-fahatokiana-anandriamanitra

Andriamanitra ô, Ray be fiantra
He, lehibe tokoa ny antranao
Tsy misy vonjy re raha lavitra Anao
Ny famindram-ponao mandrakizay

Tsy manam-paharoa ny famindram-ponao
Tsy manampetra ny fitiavanao
Hianao Jehovah ô no antenaiko
Atononkira.serasera.orgnjarako Ianao mandrakizay

Ny fahavaratra sy lohataona
Ny masoandro sy ny volana
Izao rehetra izao dia manambara
Ny famindram-ponao mandrakizay

Famelan-keloka sy fitahiana
No mampifaly ny fanahiko
Fanantenana sy hery vaovao re
Atafinao ny fo Jehovah ô!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 157
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 29/01/2020 22:11:51
ID : 12474

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo