JESO FITIAVANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso ô, tsy takatry ny saiko ny halehiben’ny fitiavanaoFa rehareha sy tena fototry ny aiko, manavotra ahy ho olom-baovao
He! Mamiko sy tiako hiraina ilay hira soa ny fitiavanao
Ny tena sy fanahy ary saina Jesosy ô, hihira ho Anao
Ry foko ô, moa nisy antenainao hanala ny mahory izay manjo
Jesosy re no tena fiainam-baovao manafaka ny sentosentom-po
Ry mino ô, hirao ilay hira kanto mitory ny fitiavan’i Jeso
Venteso re, venteso tsy miato fa Izy no Fitiavan-dehibe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 467
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:11