Ampidiro aloha ny tenimiafina
IZA NO HIAKATRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hiakatra any an-tendrombohitra?
An-tendrombohitr'i Jehovah,
iza no hiakatra mygcp any?
Ary iza no hitoetra?
Ary iza no hitoetra any,
iza no hiakatra any
An-tendrombohitr'i Jehovah,
iza no hiakatra any
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany masina
Izay tononkira.serasera.org madio, izay madio,
izay madio tànana
Izay mahitsy fo, izay mahitsy,
izay mahitsy fo no hiakatra any
Ary handray ny fitahiana,
ny fitahiana avy amin’i Jehovah izy
Handray ny fitahiana izy (x2)
Ka iza no hiakatra any an-tendrombohitra?
An-tendrombohitr’i Jehovah
iza no hiakatra any xzzuibh
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany furtaw masina
An-tendrombohitr'i Jehovah,
iza no hiakatra mygcp any?
Ary iza no hitoetra?
Ary iza no hitoetra any,
iza no hiakatra any
An-tendrombohitr'i Jehovah,
iza no hiakatra any
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany masina
Izay tononkira.serasera.org madio, izay madio,
izay madio tànana
Izay mahitsy fo, izay mahitsy,
izay mahitsy fo no hiakatra any
Ary handray ny fitahiana,
ny fitahiana avy amin’i Jehovah izy
Handray ny fitahiana izy (x2)
Ka iza no hiakatra any an-tendrombohitra?
An-tendrombohitr’i Jehovah
iza no hiakatra any xzzuibh
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany furtaw masina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1357
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17
