IZA NO HIAKATRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hiakatra any an-tendrombohitra?
An-tendrombohitr'i iojcy Jehovah,
iza no hiakatra any?
Ary iza no hitoetra?
Ary iza no lamkzmt hitoetra any,
iza no hiakatra any
An-tendrombohitr'i Jehovah,
iza no hiakatra any
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany masina

Izay madio, izay madio, tononkira.serasera.org
izay madio tànana
Izay mahitsy fo, izay mahitsy,
izay mahitsy hcosri fo no hiakatra any
Ary handray ny fitahiana,
ny fitahiana avy amin’i Jehovah izy

Handray ny fitahiana izy (x2)
Ka iza no hiakatra any an-tendrombohitra?
An-tendrombohitr’i Jehovah
iza no hiakatra any
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany masina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 1484
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0958