IZA NO HIAKATRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hiakatra any an-tendrombohitra?
An-tendrombohitr'i Jehovah, lsphe
iza no hiakatra any?
Ary iza no hitoetra?
Ary iza no hitoetra any,
iza tononkira.serasera.org no hiakatra any
An-tendrombohitr'i Jehovah,
iza no hiakatra any
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany masina
Izay madio, izay madio,
izay madio tànana
Izay mahitsy fo, izay mahitsy,
izay mahitsy fo no hiakatra any
Ary handray ny fitahiana,
ny clzjecbr fitahiana avy amin’i Jehovah izy
Handray ny fitahiana izy (x2)
Ka iza no hiakatra any an-tendrombohitra?
An-tendrombohitr’i Jehovah
iza iaux no hiakatra any
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany masina
An-tendrombohitr'i Jehovah, lsphe
iza no hiakatra any?
Ary iza no hitoetra?
Ary iza no hitoetra any,
iza tononkira.serasera.org no hiakatra any
An-tendrombohitr'i Jehovah,
iza no hiakatra any
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany masina
Izay madio, izay madio,
izay madio tànana
Izay mahitsy fo, izay mahitsy,
izay mahitsy fo no hiakatra any
Ary handray ny fitahiana,
ny clzjecbr fitahiana avy amin’i Jehovah izy
Handray ny fitahiana izy (x2)
Ka iza no hiakatra any an-tendrombohitra?
An-tendrombohitr’i Jehovah
iza iaux no hiakatra any
Ka hitoetra ao amin’ny fitoerany masina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1486
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17
