INONA NO HAVALIKO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/inona-no-havaliko

Inona havaliko an’i Jehovah (Noho ny soa rehetra)
Soa rehetra nataony tamiko (Handray ny kapoaky ny famonjena aho)
Ka hiantso ny anaran’I Jehovah
Inona no havaliko an’I Jehovah (Noho ny soa rehetra)
Soa rehetra nataony tamiko
Tsiky dia ampy
Handray ny kapoaky ny famonjena aho,
ka hiantso ny anaran’I Jehovah
Hanefa ny voadiko amin’I Jehovah aho dia ny eo anatrehan’ny olona rehetra
Eo anatrehan’ny kianjan’I Jehovah
Eo afovoanao o ry Jerosalema Haleloia, haleloia (x2)
Haleloia, haleloia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 86
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 28/01/2020 18:17:40
ID : 12459

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo