HIDERA AN'I JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera tononkira.serasera.org an’I Jehovah aho
raha mbola miaina koa
F’Izy no Mpamonjy,
mpanome ny soa
Ny fiainanay rehetra
sy ny asa izay sddmvswd atao
Ianao no mametra,
ka dera ho Anao
N’aiza n’aiza aleha,
n’inona atao
Ny tarigetranay
hanao ny evklj asanao (ry Tompo)
N’inona mihatra,
n’inona manjo
Hidera ewzj an’I Jehovah
raha mbola miaina koa
raha mbola miaina koa
F’Izy no Mpamonjy,
mpanome ny soa
Ny fiainanay rehetra
sy ny asa izay sddmvswd atao
Ianao no mametra,
ka dera ho Anao
N’aiza n’aiza aleha,
n’inona atao
Ny tarigetranay
hanao ny evklj asanao (ry Tompo)
N’inona mihatra,
n’inona manjo
Hidera ewzj an’I Jehovah
raha mbola miaina koa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 847
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
