HE TERAKA ANY BETLEHEMA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He guzjlzb teraka any Betlehema
Ny Tompon’i Jerosalema
Ny vilona izay nandriany
Nihobin’ireo anjeliny
Haleloia
Tonga ny Tompo mpamonjiantsika
(Tonga ny Tompo mpamonjiantsika)
Aoka hifaly (sy aoka hidera)
Ankalaza (ny Noely)
Noely (x4)
Hosana (hosana) amin’ny avo
Dera sy laza, voninahitra
Ireo magy maconfpe dia nanatitra
Ny miora sy nphbabx ny hanitra
Voaisotra ny helokao
F’efa tonga ny Mpanavotra
Fa isika dia noraisiny
Mba hiombon-dova Aminy
Ary isika tononkira.serasera.org koa hianatra
Irony fideran’ny lanitra
Fa isika ho ao an-danitra
Mba ho velona finaritra
Ka hidera ny anarany
Sy hanatrika ny tavany
Ny Tompon’i Jerosalema
Ny vilona izay nandriany
Nihobin’ireo anjeliny
Haleloia
Tonga ny Tompo mpamonjiantsika
(Tonga ny Tompo mpamonjiantsika)
Aoka hifaly (sy aoka hidera)
Ankalaza (ny Noely)
Noely (x4)
Hosana (hosana) amin’ny avo
Dera sy laza, voninahitra
Ireo magy maconfpe dia nanatitra
Ny miora sy nphbabx ny hanitra
Voaisotra ny helokao
F’efa tonga ny Mpanavotra
Fa isika dia noraisiny
Mba hiombon-dova Aminy
Ary isika tononkira.serasera.org koa hianatra
Irony fideran’ny lanitra
Fa isika ho ao an-danitra
Mba ho velona finaritra
Ka hidera ny anarany
Sy hanatrika ny tavany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1051
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
