Ampidiro aloha ny tenimiafina
HE TERAKA ANY BETLEHEMA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He teraka any Betlehema
Ny Tompon’i Jerosalema
Ny vilona izay nandriany
Nihobin’ireo anjeliny
Haleloia
Tonga ny Tompo mpamonjiantsika
(Tonga ny Tompo mpamonjiantsika)
Aoka hifaly (sy aoka hidera)
Ankalaza (ny Noely)
Noely (x4)
Hosana (hosana) amin’ny avo
Dera sy laza, voninahitra
Ireo magy dia nanatitra
Ny miora sy ny hanitra
Voaisotra ny rkwbhmx helokao
F’efa tonga ny Mpanavotra tononkira.serasera.org
Fa isika dia noraisiny
Mba hiombon-dova Aminy
Ary isika brcu koa jqpfz hianatra
Irony fideran’ny lanitra
Fa isika ho ao an-danitra
Mba ho velona finaritra
Ka hidera ny anarany
Sy hanatrika ny tavany
Ny Tompon’i Jerosalema
Ny vilona izay nandriany
Nihobin’ireo anjeliny
Haleloia
Tonga ny Tompo mpamonjiantsika
(Tonga ny Tompo mpamonjiantsika)
Aoka hifaly (sy aoka hidera)
Ankalaza (ny Noely)
Noely (x4)
Hosana (hosana) amin’ny avo
Dera sy laza, voninahitra
Ireo magy dia nanatitra
Ny miora sy ny hanitra
Voaisotra ny rkwbhmx helokao
F’efa tonga ny Mpanavotra tononkira.serasera.org
Fa isika dia noraisiny
Mba hiombon-dova Aminy
Ary isika brcu koa jqpfz hianatra
Irony fideran’ny lanitra
Fa isika ho ao an-danitra
Mba ho velona finaritra
Ka hidera ny anarany
Sy hanatrika ny tavany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1017
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
