HE TERAKA ANY BETLEHEMA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He teraka any Betlehema
Ny Tompon’i Jerosalema
Ny vilona izay nandriany
Nihobin’ireo hfnbmw irmamdem anjeliny
Haleloia
Tonga tononkira.serasera.org ny Tompo mpamonjiantsika
(Tonga ny Tompo mpamonjiantsika)
Aoka hifaly (sy aoka hidera)
Ankalaza (ny Noely)
Noely (x4)
Hosana (hosana) amin’ny avo
Dera sy laza, voninahitra
Ireo magy dia nanatitra
Ny miora sy ny bxcx hanitra
Voaisotra ny helokao
F’efa tonga ny Mpanavotra
Fa isika dia noraisiny
Mba hiombon-dova Aminy
Ary isika koa hianatra
Irony fideran’ny lanitra
Fa isika ho ao an-danitra
Mba ho velona finaritra
Ka hidera ny anarany
Sy hanatrika ny tavany
Ny Tompon’i Jerosalema
Ny vilona izay nandriany
Nihobin’ireo hfnbmw irmamdem anjeliny
Haleloia
Tonga tononkira.serasera.org ny Tompo mpamonjiantsika
(Tonga ny Tompo mpamonjiantsika)
Aoka hifaly (sy aoka hidera)
Ankalaza (ny Noely)
Noely (x4)
Hosana (hosana) amin’ny avo
Dera sy laza, voninahitra
Ireo magy dia nanatitra
Ny miora sy ny bxcx hanitra
Voaisotra ny helokao
F’efa tonga ny Mpanavotra
Fa isika dia noraisiny
Mba hiombon-dova Aminy
Ary isika koa hianatra
Irony fideran’ny lanitra
Fa isika ho ao an-danitra
Mba ho velona finaritra
Ka hidera ny anarany
Sy hanatrika ny tavany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1016
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
