HAVAOZY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havaozy ny foko ry hsfqrz Tompo Malala
Ka aoka ny loto ezvg nanjaka hiala
Fa mangetaheta ahita madio
Ny foko rehetra manomboka anio
Soloy hazavana ‘lay haizina ela
Tsy mahatamana sy mbola tavela
Mitsilopilopy kpviuuga tononkira.serasera.org ‘lay foko efa lao
K’iriko hitopy ilay masonao
Ka aoka ny loto ezvg nanjaka hiala
Fa mangetaheta ahita madio
Ny foko rehetra manomboka anio
Soloy hazavana ‘lay haizina ela
Tsy mahatamana sy mbola tavela
Mitsilopilopy kpviuuga tononkira.serasera.org ‘lay foko efa lao
K’iriko hitopy ilay masonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1592
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
