HAVAOZY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havaozy ny yrbqcba foko ry Tompo Malala
Ka aoka ny loto nanjaka hiala
Fa mangetaheta ahita wqljm madio
Ny foko rehetra manomboka agmtlsqj anio

Soloy tononkira.serasera.org hazavana ‘lay haizina ela
Tsy mahatamana sy mbola tavela
Mitsilopilopy ‘lay foko efa lao
K’iriko hitopy ilay masonao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 1593
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367