HAVAOZY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mpgunft Havaozy ny tononkira.serasera.org foko ry Tompo Malala
Ka aoka ny loto nanjaka hiala
Fa mangetaheta ahita madio
Ny foko rehetra manomboka anio
Soloy cqxeasy hazavana ‘lay haizina ela
Tsy mahatamana sy mbola tavela
Mitsilopilopy ‘lay foko efa lao
K’iriko hitopy kfdvyui ilay masonao
Ka aoka ny loto nanjaka hiala
Fa mangetaheta ahita madio
Ny foko rehetra manomboka anio
Soloy cqxeasy hazavana ‘lay haizina ela
Tsy mahatamana sy mbola tavela
Mitsilopilopy ‘lay foko efa lao
K’iriko hitopy kfdvyui ilay masonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1595
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
