FITIAVANA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireto anio no mitoetra
Dia ny tononkira.serasera.org finoana, fanantenana
Dia ny finoana, fanantenana
Ny tena xcxef lehibe, ny fitiavana

Fitiavan'ny Ray, Andriamanitra
Ambara indray fa maharitra
Tonga lafatra khckyq fitiavan'ny Ray
Omaly anio sy mandrakizay

Jesosy no ilay, fitiavana soa
Ambara indray tsy manampaharoa
Nahafoy ny ainy ctpnacho ho ahy sy ho anao
Ny famonjeny, no naha toy izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 1143
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309