FA IZAHO KOSA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa izaho kosa dia (4e voix)
Hihira ho an’i Jehovah
Ka hihoby ny fahamarinany,
Sy hanoa hatrany ny fitsipiny
Fa izaho kosa dia (2e voix) (x2)
Hihira ho an’i Jehovah
Ka hiantso ny Anarany,
Hatramin’izao ka ho mandrakizay doria

Fa fiarovana ho ahy Izy,
Vatolampy hery tokoa
Ary fandosirana amin’ny fahoriana
Eny tsy ho menatr’intsony aho (3e voix)
Eny tokoa Tompo o ! Tompo o ! (1-2-4e voix)
Eny amin’ny androko rehetra iainako
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0719