FA IZAHO KOSA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa izaho kosa dia (4e voix)
Hihira ho an’i tononkira.serasera.org Jehovah
Ka hihoby ny fahamarinany,
Sy hanoa dulbdso hatrany ny fitsipiny
Fa zpdxi izaho kosa dia (2e voix) (x2)
Hihira ho an’i Jehovah
Ka hiantso ny Anarany,
Hatramin’izao ka ho mandrakizay rqlr doria
Fa fiarovana ho ahy Izy,
Vatolampy hery tokoa
Ary fandosirana amin’ny fahoriana
Eny tsy ho menatr’intsony aho (3e voix)
Eny tokoa Tompo o ! Tompo o ! (1-2-4e voix)
Eny amin’ny androko rehetra iainako
Hihira ho an’i tononkira.serasera.org Jehovah
Ka hihoby ny fahamarinany,
Sy hanoa dulbdso hatrany ny fitsipiny
Fa zpdxi izaho kosa dia (2e voix) (x2)
Hihira ho an’i Jehovah
Ka hiantso ny Anarany,
Hatramin’izao ka ho mandrakizay rqlr doria
Fa fiarovana ho ahy Izy,
Vatolampy hery tokoa
Ary fandosirana amin’ny fahoriana
Eny tsy ho menatr’intsony aho (3e voix)
Eny tokoa Tompo o ! Tompo o ! (1-2-4e voix)
Eny amin’ny androko rehetra iainako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 2272
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
