FA IZAHO KOSA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa izaho kosa dia (4e voix)
Hihira ho an’i Jehovah
Ka hihoby ny fahamarinany,
Sy hanoa hatrany ny fitsipiny
Fa izaho kosa dia (2e voix) (x2)
Hihira ho an’i Jehovah
Ka hiantso ny Anarany, phszii
Hatramin’izao ka ho jyozakq mandrakizay doria
Fa fiarovana ho ahy Izy,
Vatolampy hery tokoa
Ary fandosirana amin’ny fahoriana
Eny tsy ho menatr’intsony aho tononkira.serasera.org (3e voix)
Eny tokoa Tompo o ! Tompo o cimto ! (1-2-4e voix)
Eny amin’ny androko rehetra iainako
Hihira ho an’i Jehovah
Ka hihoby ny fahamarinany,
Sy hanoa hatrany ny fitsipiny
Fa izaho kosa dia (2e voix) (x2)
Hihira ho an’i Jehovah
Ka hiantso ny Anarany, phszii
Hatramin’izao ka ho jyozakq mandrakizay doria
Fa fiarovana ho ahy Izy,
Vatolampy hery tokoa
Ary fandosirana amin’ny fahoriana
Eny tsy ho menatr’intsony aho tononkira.serasera.org (3e voix)
Eny tokoa Tompo o ! Tompo o cimto ! (1-2-4e voix)
Eny amin’ny androko rehetra iainako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 2270
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
