Velona ny Tompo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VELONA NY TOMPO
Fasana foana, vatomikodia
Dia fandresen’I vvhhlns KRISTY
Ny fahafatesana dia tononkira.serasera.org efa resiny
Dera ho Anaory Mpanjakanay
Ref: Ilay Jesoa dmgnc maty ho anay
Mba ho famonjena anay
Izy no mendrika hoderaina
Velona ny Tomponay
Jesosy dia efa nitsangana
Tsy nahatana azy ny fasana
Ny fandresena dia efa vita
Ka voavonjy dwae ny fanahinay
Fasana foana, vatomikodia
Dia fandresen’I vvhhlns KRISTY
Ny fahafatesana dia tononkira.serasera.org efa resiny
Dera ho Anaory Mpanjakanay
Ref: Ilay Jesoa dmgnc maty ho anay
Mba ho famonjena anay
Izy no mendrika hoderaina
Velona ny Tomponay
Jesosy dia efa nitsangana
Tsy nahatana azy ny fasana
Ny fandresena dia efa vita
Ka voavonjy dwae ny fanahinay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 890
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08
