Avohay ny talentanao (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AVOHAY NY TALENTANAO
Aza afenina ary tononkira.serasera.org ny talentanao
Fa andrao esorina eo aminao
Fa ento anaovy ny asa masina
Ny talenta izay anananao
Dieny izao fuzkft ary ampiasao ny talentanao
Ampiasao pzargua ho an’ny Jehovah fa tsy hanenenanao
Ianao ihany no tompon-tsafidy
Nefa tsarovy tsara ange,ny psilv talenta tsy voafidy
Hiderao an’I Jehovah ny talentanao
Fa aza ampiasaina ho an’izao tontolo izao
Sao voahadina ianao rehefa any ambony ah!
Izay vao hanenina hoe tahaka izay ihany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 899
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08