Zanaka adala (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pcbcg Njao misy feo manontany
Avy any lavitra any
Feo mitalaho manantena, modia re
Aza manjeny andro lava
Mbola tanora ianao
Ry zanaka adala ô tongava
Fa tononkira.serasera.org miandry izao ny Ray
Modia, modia, modia, modia
Na maro ny adalana,
izay vitanao mcyvq tety
Ny tompo tsy mba mitàna
Lolom-po na anameloka anao
Raha hody aklm ianao anio,
jehova tsy hikapoka
Akanjo vavao madio
No omeny ho saloranao modia
Aiza ianao, aiza ianao
No tsy hita mamalia
F’izy anie tsy hahafoy anao
Aza ela fa modia
Avy any lavitra any
Feo mitalaho manantena, modia re
Aza manjeny andro lava
Mbola tanora ianao
Ry zanaka adala ô tongava
Fa tononkira.serasera.org miandry izao ny Ray
Modia, modia, modia, modia
Na maro ny adalana,
izay vitanao mcyvq tety
Ny tompo tsy mba mitàna
Lolom-po na anameloka anao
Raha hody aklm ianao anio,
jehova tsy hikapoka
Akanjo vavao madio
No omeny ho saloranao modia
Aiza ianao, aiza ianao
No tsy hita mamalia
F’izy anie tsy hahafoy anao
Aza ela fa modia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 942
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 06/04/2022 09:24
