Vohay varavarana (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mba tsapanao ve namako?
Ilay mpamonjy, nijaly mba ho solonao
Izay namoy ny ainy
hanavotany ny fiainanao
2) Tsapako tokoa izany
Fa satana maneho ny ambabo fo usihyt ahy
Izao anefa mba maniry,
hampandroso azy ao am-poko
3) Ho anao izay jemlufz mihaino indray
Ka variana amin’izao fiainana izao
Mielina ny eto an-tany
Fa ny any an-danitra no mandrakizay
4) tononkira.serasera.org Ka katsaho ny fanjakany
Mitadiava ny fhagjegy fahamarinany ianao
Dia hanampy anao izany
Amin’ny rehetra atao
FIV:
Vohay varavarana Izy
Raiso ao anaty ao Izy
Jesoa no avelao
Hialoha laharana
Ahazoana fiadanana
Ilay mpamonjy, nijaly mba ho solonao
Izay namoy ny ainy
hanavotany ny fiainanao
2) Tsapako tokoa izany
Fa satana maneho ny ambabo fo usihyt ahy
Izao anefa mba maniry,
hampandroso azy ao am-poko
3) Ho anao izay jemlufz mihaino indray
Ka variana amin’izao fiainana izao
Mielina ny eto an-tany
Fa ny any an-danitra no mandrakizay
4) tononkira.serasera.org Ka katsaho ny fanjakany
Mitadiava ny fhagjegy fahamarinany ianao
Dia hanampy anao izany
Amin’ny rehetra atao
FIV:
Vohay varavarana Izy
Raiso ao anaty ao Izy
Jesoa no avelao
Hialoha laharana
Ahazoana fiadanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 978
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 01/04/2022 20:50
