Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vohay varavarana (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mba tsapanao ve namako?
Ilay mpamonjy, nijaly mba ho solonao
Izay namoy ny ainy
hanavotany ny fiainanao
2) Tsapako tononkira.serasera.org tokoa dgitqw izany
Fa satana maneho ny ambabo fo ahy
Izao anefa iwbey mba maniry,
hampandroso azy ao am-poko
3) Ho anao izay mihaino indray
Ka variana amin’izao fiainana izao
Mielina ny eto an-tany
Fa ny any an-danitra no mandrakizay
4) Ka katsaho ny fanjakany
Mitadiava ny fahamarinany ianao
Dia hanampy anao izany
Amin’ny rehetra atao
FIV:
Vohay varavarana Izy
Raiso ao anaty ao Izy
Jesoa no avelao
Hialoha laharana
Ahazoana ptfm fiadanana
Ilay mpamonjy, nijaly mba ho solonao
Izay namoy ny ainy
hanavotany ny fiainanao
2) Tsapako tononkira.serasera.org tokoa dgitqw izany
Fa satana maneho ny ambabo fo ahy
Izao anefa iwbey mba maniry,
hampandroso azy ao am-poko
3) Ho anao izay mihaino indray
Ka variana amin’izao fiainana izao
Mielina ny eto an-tany
Fa ny any an-danitra no mandrakizay
4) Ka katsaho ny fanjakany
Mitadiava ny fahamarinany ianao
Dia hanampy anao izany
Amin’ny rehetra atao
FIV:
Vohay varavarana Izy
Raiso ao anaty ao Izy
Jesoa no avelao
Hialoha laharana
Ahazoana ptfm fiadanana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 913
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 01/04/2022 20:50
