Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vohay varavarana (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mba tsapanao ve namako?
Ilay mpamonjy, nijaly mba ho solonao
Izay namoy ny ainy
hanavotany ny fiainanao
2) Tsapako tokoa izany
Fa satana maneho ny ambabo fo ahy
Izao anefa mba maniry,
hampandroso eihbwo azy ao am-poko
3) Ho anao izay mihaino indray
Ka variana amin’izao fiainana izao
Mielina ny eto an-tany
Fa ny any an-danitra no illt mandrakizay
4) Ka katsaho ny fanjakany
Mitadiava ny tononkira.serasera.org fahamarinany ianao
Dia hanampy pigw anao izany
Amin’ny rehetra atao
FIV:
Vohay varavarana Izy
Raiso ao anaty ao Izy
Jesoa no avelao
Hialoha laharana
Ahazoana fiadanana
Ilay mpamonjy, nijaly mba ho solonao
Izay namoy ny ainy
hanavotany ny fiainanao
2) Tsapako tokoa izany
Fa satana maneho ny ambabo fo ahy
Izao anefa mba maniry,
hampandroso eihbwo azy ao am-poko
3) Ho anao izay mihaino indray
Ka variana amin’izao fiainana izao
Mielina ny eto an-tany
Fa ny any an-danitra no illt mandrakizay
4) Ka katsaho ny fanjakany
Mitadiava ny tononkira.serasera.org fahamarinany ianao
Dia hanampy pigw anao izany
Amin’ny rehetra atao
FIV:
Vohay varavarana Izy
Raiso ao anaty ao Izy
Jesoa no avelao
Hialoha laharana
Ahazoana fiadanana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 844
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 01/04/2022 20:50
