Raha tsy Jehovah (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Raha tsy Jehovah, no manao ny trano
Dia miasa foana re ny mpanao azy
Raha tsy izy no miambina ny tanàna
Ho rava sy hikoro izay nisasarana
2) K’ aza dia mangataka andro intsony ary ianao,
fa andeha redony ny hosanna
Sy ny fihobiana azy
Hanako hatrany amparam-bazan-tany (derao)
3) Fa izy ihany anie no any azo tononkira.serasera.org antenaina
Mba hamelombelon’aina
sy hanala rpaj ny taraina
hampody htrmgxbl ny fifaliana vrxfv indray (derao)
FIV:
Midera ô ry firenen-drehetra miderà
Midera ô ry firenen-drehetra miderà
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika miderà

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1176
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:39