Raha tsy Jehovah (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Raha tsy Jehovah, no manao ny tranoDia miasa foana re ny mpanao azy
Raha tsy izy no miambina ny tanàna
Ho rava sy hikoro izay nisasarana
2) K’ aza dia mangataka andro intsony ary ianao,
fa andeha redony ny hosanna
Sy ny fihobiana azy
Hanako hatrany amparam-bazan-tany (derao)
3) Fa izy ihany anie no any azo antenaina
Mba hamelombelon’aina
sy hanala ny taraina
hampody ny fifaliana indray (derao)
FIV:
Midera ô ry firenen-drehetra miderà
Midera ô ry firenen-drehetra miderà
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika miderà
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 825
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:39