Ny andro sisa (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra tsitoha o!
Nahary sy mpamindra fo
Hasandratray ny setom-ponay
Eo anatrehanao ry tononkira.serasera.org Ray
2) mrta Ny andro maro efa lasa
Zay nanatontosanay asa
Mikiakiaka miantso ny ondrinao
Hiverina eo ambalanao
3) Tsy hoe an-tranonao ihany
Tanako eram-bazantany
No hanambarana ny teninao
Tsy mety levona hatrizao
4) Ampitomboy ny finoanay
Zay hany cbthzd lalana hirosoanay
Ho amin’ilay tena fiainana
No handrandrain’ny fisainana
FIV:
Ny andro sisa iainanay anie
Ho santatry ny fifaliam-be
Nomaninao mba ulujsqr ho anay
Ho sambatra mandrakizay
Nahary sy mpamindra fo
Hasandratray ny setom-ponay
Eo anatrehanao ry tononkira.serasera.org Ray
2) mrta Ny andro maro efa lasa
Zay nanatontosanay asa
Mikiakiaka miantso ny ondrinao
Hiverina eo ambalanao
3) Tsy hoe an-tranonao ihany
Tanako eram-bazantany
No hanambarana ny teninao
Tsy mety levona hatrizao
4) Ampitomboy ny finoanay
Zay hany cbthzd lalana hirosoanay
Ho amin’ilay tena fiainana
No handrandrain’ny fisainana
FIV:
Ny andro sisa iainanay anie
Ho santatry ny fifaliam-be
Nomaninao mba ulujsqr ho anay
Ho sambatra mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1044
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:17
