Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nisolo voina (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Fa no ny amiko
Ireo ditra sy tononkira.serasera.org otako, Nahalavo Anao
Eso latsa sy hompa
Hatramin’ny vely kanota
niharetanao
2) Fa noho ny herinao
Foana ny fasana ozyuevma nilaozanao
Tonga ny ateloana
Tontosa ireo iraka
Nitsangana Ianao
REF1) nohomboana Ianao
Mba hisolo voina ny ota tety
Nokapohina
Nalatsakao ny ranao tao kalvary
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety
REF2) f’efa resinao
Ny aloky ny maxb fahafatesana ety
Tsy nahatana Anao
Ny vuzq Varavaram-bato ka nikodia
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety
Ireo ditra sy tononkira.serasera.org otako, Nahalavo Anao
Eso latsa sy hompa
Hatramin’ny vely kanota
niharetanao
2) Fa noho ny herinao
Foana ny fasana ozyuevma nilaozanao
Tonga ny ateloana
Tontosa ireo iraka
Nitsangana Ianao
REF1) nohomboana Ianao
Mba hisolo voina ny ota tety
Nokapohina
Nalatsakao ny ranao tao kalvary
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety
REF2) f’efa resinao
Ny aloky ny maxb fahafatesana ety
Tsy nahatana Anao
Ny vuzq Varavaram-bato ka nikodia
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1089
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:37
