Nisolo voina (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Fa no ny amiko
Ireo ditra sy otako, Nahalavo Anao
Eso latsa sy hompa
Hatramin’ny vely kanota
niharetanao
2) Fa bljk noho ny herinao
Foana ny ovtp fasana nilaozanao
Tonga ny ateloana
Tontosa ireo iraka
Nitsangana Ianao
REF1) nohomboana Ianao
Mba hisolo voina ny ota tety
Nokapohina
Nalatsakao tononkira.serasera.org ny ranao tao kalvary
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety
REF2) f’efa resinao
Ny aloky ny fahafatesana ety
Tsy nahatana Anao
Ny Varavaram-bato jisw ka nikodia
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety
Ireo ditra sy otako, Nahalavo Anao
Eso latsa sy hompa
Hatramin’ny vely kanota
niharetanao
2) Fa bljk noho ny herinao
Foana ny ovtp fasana nilaozanao
Tonga ny ateloana
Tontosa ireo iraka
Nitsangana Ianao
REF1) nohomboana Ianao
Mba hisolo voina ny ota tety
Nokapohina
Nalatsakao tononkira.serasera.org ny ranao tao kalvary
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety
REF2) f’efa resinao
Ny aloky ny fahafatesana ety
Tsy nahatana Anao
Ny Varavaram-bato jisw ka nikodia
Tsy kivy Ianao
Nanolotra ny ainao ho famonjena ahy
Niharetanao
Ny fahoriana, fijaliana tety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 1160
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:37
