Ndao hihira (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Raha tojo hakiviana ianao
Fa hoe mafy tokoa ny fiainana ety e
Ny Tompo mapanantena fitsaharana
Raha manantona azy
2) Avia manatona xkbototm ianareo
Izay mahavesatra entana
Fa izaho no anome fitsaharana
3) Ho anao izay tononkira.serasera.org onuzk nomeny harena
Sy ny fahasalamana moa mba nisaotra ve
Sa tsy mba noheverinao akory
Ny soa nataony
4) Mahaiza misaotra
Ianareo ry olombelona ô
Fa sarobidy loatra
Tsy azo ialxxq vidiana ny fahasoavany
FIV
Ndao hihira, ndao hivazo
Mba hidera ilay mpahary
Itantsika miarihary
Ny hafaliana omeny
Fa hoe mafy tokoa ny fiainana ety e
Ny Tompo mapanantena fitsaharana
Raha manantona azy
2) Avia manatona xkbototm ianareo
Izay mahavesatra entana
Fa izaho no anome fitsaharana
3) Ho anao izay tononkira.serasera.org onuzk nomeny harena
Sy ny fahasalamana moa mba nisaotra ve
Sa tsy mba noheverinao akory
Ny soa nataony
4) Mahaiza misaotra
Ianareo ry olombelona ô
Fa sarobidy loatra
Tsy azo ialxxq vidiana ny fahasoavany
FIV
Ndao hihira, ndao hivazo
Mba hidera ilay mpahary
Itantsika miarihary
Ny hafaliana omeny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 646
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:16
