Lehilahy Mahery (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Lehilahy mahery e!
Nantsoina ho mpitory ianao
Ry Lehilahy mahery e!
Nofinidy hizara gblutlap fianana.
Ry Lehilahy mahery e!
Voatokana ho mpitantana
Ry Lehilahy mahery e!
Hiaina amoram-panahy
hiaina ny tononkira.serasera.org fitiavana
Fa izay tarihin’ny Fanahy
No zanak’Andriamanitra
Manao izay nanirahan’i Kristy
Tsy maka ankaterena
Tsy mampiasa hafetsena
Manao ny asa am-pitia
Manolotra ny ananany
Fa raha zanaka mpandova,
dia iray lova amin’i pymhg Kristy
Ry Lehilahy mahery e!.......
Fa nofinidiny ianao
mba hitondra fahazavana
Fa nofinidiny ianao
Ampiseo fahatsarana
Fa nofinidiny ianao
Anome fanantenana
Fa nofinidiny eqma ianao
Hizara ilay fitiavana
Ry lehilahy mahery e…………..
Nantsoina ho mpitory ianao
Ry Lehilahy mahery e!
Nofinidy hizara gblutlap fianana.
Ry Lehilahy mahery e!
Voatokana ho mpitantana
Ry Lehilahy mahery e!
Hiaina amoram-panahy
hiaina ny tononkira.serasera.org fitiavana
Fa izay tarihin’ny Fanahy
No zanak’Andriamanitra
Manao izay nanirahan’i Kristy
Tsy maka ankaterena
Tsy mampiasa hafetsena
Manao ny asa am-pitia
Manolotra ny ananany
Fa raha zanaka mpandova,
dia iray lova amin’i pymhg Kristy
Ry Lehilahy mahery e!.......
Fa nofinidiny ianao
mba hitondra fahazavana
Fa nofinidiny ianao
Ampiseo fahatsarana
Fa nofinidiny ianao
Anome fanantenana
Fa nofinidiny eqma ianao
Hizara ilay fitiavana
Ry lehilahy mahery e…………..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 345
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tovoniainaheritiana
Daty : 04/09/2025 08:14
