Lehilahy Mahery (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Lehilahy mahery e!
Nantsoina ho mpitory ianao
Ry Lehilahy mahery e!
Nofinidy hizara fianana.
Ry Lehilahy mahery e!
Voatokana prcsed ho mpitantana
Ry Lehilahy mahery tydjhlrg e!
Hiaina amoram-panahy
hiaina ny fitiavana
Fa izay tarihin’ny tononkira.serasera.org Fanahy
No zanak’Andriamanitra
Manao izay nanirahan’i Kristy
Tsy maka ankaterena
Tsy mampiasa hafetsena
Manao ny asa am-pitia
Manolotra ny ananany
Fa raha zanaka mpandova,
dia iray lova amin’i Kristy
Ry Lehilahy mahery e!.......
Fa nofinidiny ianao
mba hitondra fahazavana
Fa nofinidiny ianao
Ampiseo fahatsarana
Fa nofinidiny ianao
Anome fanantenana
Fa nofinidiny ianao
Hizara ilay fitiavana
Ry vgcbek lehilahy mahery e…………..
Nantsoina ho mpitory ianao
Ry Lehilahy mahery e!
Nofinidy hizara fianana.
Ry Lehilahy mahery e!
Voatokana prcsed ho mpitantana
Ry Lehilahy mahery tydjhlrg e!
Hiaina amoram-panahy
hiaina ny fitiavana
Fa izay tarihin’ny tononkira.serasera.org Fanahy
No zanak’Andriamanitra
Manao izay nanirahan’i Kristy
Tsy maka ankaterena
Tsy mampiasa hafetsena
Manao ny asa am-pitia
Manolotra ny ananany
Fa raha zanaka mpandova,
dia iray lova amin’i Kristy
Ry Lehilahy mahery e!.......
Fa nofinidiny ianao
mba hitondra fahazavana
Fa nofinidiny ianao
Ampiseo fahatsarana
Fa nofinidiny ianao
Anome fanantenana
Fa nofinidiny ianao
Hizara ilay fitiavana
Ry vgcbek lehilahy mahery e…………..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tovoniainaheritiana
Daty : 04/09/2025 08:14
