Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lehilahy Mahery (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Lehilahy mahery dbnilg e!
Nantsoina ho mpitory ianao
Ry Lehilahy mahery e!
Nofinidy hizara fianana.
Ry Lehilahy mahery e!
Voatokana ho denvphk mpitantana
Ry jljw Lehilahy mahery e!
Hiaina amoram-panahy
hiaina ny fitiavana
Fa izay tarihin’ny Fanahy
No zanak’Andriamanitra
Manao izay nanirahan’i Kristy
Tsy maka ankaterena
Tsy mampiasa hafetsena
Manao ny asa am-pitia
Manolotra ny ananany
Fa raha zanaka mpandova,
dia iray lova amin’i Kristy
Ry Lehilahy mahery e!.......
Fa nofinidiny ianao
mba hitondra fahazavana
Fa nofinidiny ianao
Ampiseo fahatsarana
Fa nofinidiny ianao
Anome fanantenana
Fa nofinidiny ianao
Hizara ilay fitiavana
Ry tononkira.serasera.org lehilahy mahery e…………..
Nantsoina ho mpitory ianao
Ry Lehilahy mahery e!
Nofinidy hizara fianana.
Ry Lehilahy mahery e!
Voatokana ho denvphk mpitantana
Ry jljw Lehilahy mahery e!
Hiaina amoram-panahy
hiaina ny fitiavana
Fa izay tarihin’ny Fanahy
No zanak’Andriamanitra
Manao izay nanirahan’i Kristy
Tsy maka ankaterena
Tsy mampiasa hafetsena
Manao ny asa am-pitia
Manolotra ny ananany
Fa raha zanaka mpandova,
dia iray lova amin’i Kristy
Ry Lehilahy mahery e!.......
Fa nofinidiny ianao
mba hitondra fahazavana
Fa nofinidiny ianao
Ampiseo fahatsarana
Fa nofinidiny ianao
Anome fanantenana
Fa nofinidiny ianao
Hizara ilay fitiavana
Ry tononkira.serasera.org lehilahy mahery e…………..
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 304
Likes : 0 Like
Created by : tovoniainaheritiana
Date : 04/09/2025 08:14
