Kalvary (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Na dia mamiratra tononkira.serasera.org sy manaitra aza bjyko re
Ny rendrarendran’ity tany fandalovan’ity
Dia tsy mbola misy ny atakaloko Anao
Ry Jesosy Tompo nisolo ny heloko
2) Mijaly izy reo toloko
Na dia mafy niharetany ihany
Voatomboka vatsy ato am-poko
Izay nahatonga ahy itomany
Ka ny faniriako izay mtxdk latsaka anaty
Dia ny ho Anao ho Anao mandra-maty
FIV:
tsy ho adinoiko anie ‘lay fitia
‘zay natolony tao antsahan’I kdnjoy kalvary
Nafoiny ny ainy ho ahy sy ho anao
Mba ho fandiovana indray
Ny rendrarendran’ity tany fandalovan’ity
Dia tsy mbola misy ny atakaloko Anao
Ry Jesosy Tompo nisolo ny heloko
2) Mijaly izy reo toloko
Na dia mafy niharetany ihany
Voatomboka vatsy ato am-poko
Izay nahatonga ahy itomany
Ka ny faniriako izay mtxdk latsaka anaty
Dia ny ho Anao ho Anao mandra-maty
FIV:
tsy ho adinoiko anie ‘lay fitia
‘zay natolony tao antsahan’I kdnjoy kalvary
Nafoiny ny ainy ho ahy sy ho anao
Mba ho fandiovana indray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 784
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:15
