Ianao Jehovah ô ! (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ianao Jehovah ô, no fialofako
Mifaly amin’ny famindram-ponao ry Tompo
Hidera sy ankalaza, Anao aho
Satria ianao, satria ianao
no mpanisy soa ahy

2) Jereo aho ka valio
Ka hazavao ny masoko,
zay renoky ny tory
Fandrao ny fahotako no haresy ahy
Ka harovy aho Andriamanitra ô!
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/slk-ambohidroa/ianao-jehovah-
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Ambohidroa
Visites : 131
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.075