Hombanao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Homba anao Jehovah ô ny fanahiko karakaina
Mitodia, mivilia fa miantso anao
Tsy hamelanao intsony aho ry mpamelona ny aina
Inty aho iantrao fa miantso anao
(Tsy mba nanao)2 ny sitrakao
(Tsy mba nanoha)2 ny didinao
Ny otako no tononkira.serasera.org entiko eto xvnh anatrehanao
Mba hadio sy ho vao ho mendrika anao
yxxmvs zztcrvrl
Mitodia, mivilia fa miantso anao
Tsy hamelanao intsony aho ry mpamelona ny aina
Inty aho iantrao fa miantso anao
(Tsy mba nanao)2 ny sitrakao
(Tsy mba nanoha)2 ny didinao
Ny otako no tononkira.serasera.org entiko eto xvnh anatrehanao
Mba hadio sy ho vao ho mendrika anao
yxxmvs zztcrvrl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 741
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 06/04/2022 09:24
