Haleloia (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Haleloia!
Haleloia hosanna ho anao
1) Jehovah ô inao efa nandinika ahy
(haleloia! Haleloia)
Ny fipetrako na ny fitsangako
(haleloia! Haleloia)
Ny tohetrako izay miafina indrindra
(fantatrao eny fantatrao)
Ny ao am-po tsy miloaka hitanao avokoa
(fantatrao eny tononkira.serasera.org fanatatrao) x2
2) Tsy mitsahatra hzdlg ny mampianatra ahy Ianao
(haleloia! Haleloia!)
Manoro ny lalana hombako koa
(haleloia! Haleloia!)
Tsy navelanao ho very izany izaho e
(miaro Ianao eny miaro Ianao)
Fa miambina mandrakariva eo Ianao
(Miaro ianao eny miaro Ianao) x2
FIV:
Avo toerana nefa mahita Ianao
Ny tontolo mihondrika aminao
Tsy misy ny toa cxfw Anao
Ka e hosanna koa no qexupz ndeha atao
Haleloia hosanna ho anao
1) Jehovah ô inao efa nandinika ahy
(haleloia! Haleloia)
Ny fipetrako na ny fitsangako
(haleloia! Haleloia)
Ny tohetrako izay miafina indrindra
(fantatrao eny fantatrao)
Ny ao am-po tsy miloaka hitanao avokoa
(fantatrao eny tononkira.serasera.org fanatatrao) x2
2) Tsy mitsahatra hzdlg ny mampianatra ahy Ianao
(haleloia! Haleloia!)
Manoro ny lalana hombako koa
(haleloia! Haleloia!)
Tsy navelanao ho very izany izaho e
(miaro Ianao eny miaro Ianao)
Fa miambina mandrakariva eo Ianao
(Miaro ianao eny miaro Ianao) x2
FIV:
Avo toerana nefa mahita Ianao
Ny tontolo mihondrika aminao
Tsy misy ny toa cxfw Anao
Ka e hosanna koa no qexupz ndeha atao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 867
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 18:57
