SAROBIDY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAROBIDY
Sarobidy amiNao aho ry Jesoa
Ny Ainao mihitsy yxnozk no nafoiNao ho ahy
Mangidy indrindra izany nalatsa-drà
Olo-marina tsy mba nanota
Kanefa tononkira.serasera.org nilahatra juytkegx tamin’ny jiolahy
Ô Aiza ianao, tadidinao ve?
Kristy anie maty noho ny helokao
(IRAFIA FJKM Ambohibao lwqylxiy Antehiroka)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 903
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 24/09/2022 10:50