Midera an'i Jehovah (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/midera-ani-jehovah

Miderà an’i Jehovah fa tsara Izy
Fa mandrakizay ny famindram-pony
Miderà an’i Jehovah
Tsara ny Tompo
Mpanao ny tsara ka mendrikTsiky dia ampya ho deraina


Miderà an’iJehovah
Miderà fa tsara Izy
Fa mandrakizay
Ny famindram-pony
Tsara ny Tompo
Mpanao ny tsara e
ka mendrika ho deraina


IRAFIA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 332
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 19/09/2019 16:43:15
ID : 12087

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo